- Alakamisy 24 Jona 2010
Politique.Joaquim Chissano Nihemotra aorian’ny 26 jona ny fahatongavany
Araka ny vaovao farany dia nahemotra any aorian’ny 26 jona mihitsy ny fahatongavan’i Joaquim Chissano, lehiben’ny ekipa mpanelanelana iraisam-pirenena eto Madagasikara raha tokony ho anio.
Hamaky ny tohiny
