• Zoma 06 Aogositra 2010
Politique.Fihaonana eny Iavoloha Tsy handray anjara ny antokon’i Tonton Ambroise

Tsy hamaly ny antson’i Andry Rajoelina amin’ny fivorian’ny antoko politika hatao eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha anio zoma 06 aogositra ny antoko «Front Républicain et Démocrate Légaliste (FRDL)» tarihin-dRavonison Ambroise sady mpitarika ny «Mouvance Légaliste» rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2010
Politique.Moramanga Mandà ho TGV, any am-ponja ny Ben’ny tanàna

Hatairana ny an’ny mponina tao Moramanga renivohitr’i Mangoro omaly alakamisy 05 aogositra raha nandre fa nosamborina ny alin’ny alarobia ary nadoboka am-ponja ny Ben’ny tanàna, Solofo Ezéchiel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2010
Politique.Leo fandrirariran’ny FAT Mitroatra ny sendikan’ny Mpitsara

Leo ny fandrirarirana ny Mpitsara ka tsy hanaiky intsony. Manomana hetsika goavana ny sendika ato ho ato izay tsy hampoizin’ny fitondram-panjakana mihitsy ny fiantraikany.

Hamaky ny tohiny
FTT