Politique

Famoriana mpanao politika ataon’i Andry Rajoelina Tsy handray anjara ny Tiako I Madagasikara


  • Zoma 06 Aogositra 2010


Hentitra ny fanazavan’i Mamitiana Fabergé Gabriel, depiote voafidy tao Bekily, tamin’ny anaran’ny antoko Tiako I Madagasikara, fa tsy mandray anjara ary tsy mandefa solontena na iraka hamonjy ny fivorian’ny mpanao politika araka ny fampiantsoan’i Andry Rajoelina hatao eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha anio zoma 06 aogositra 2010 ny antoko Tiako I Madagasikara. Amin’ny anaran’ny tenany manokana fa tsy iraky ny TIM na misolotena ny antoko raha misy olona mandray anjara amin’izany fivoriana izany, hoy ity Parlemantera mpikambana ao amin’ny ankolafy Ravalomanana. Notsipihiny mazava fa ny fivoriambe ihany amin’izao no rafitra manapa-kevitra na manendry izay ho solontena na iraka ivelan’ny TIM, ankoatra ny fanomezan-dalana omen’ny filoha mpanorina ny antoko, Marc Ravalomanana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT