- Alarobia 09 Febroary 2011
Politique.Raiamandreny Mijoro Miketrika ny hananganana ny Komitin’ny fampihavanana ny Malagasy
Tonga nihaona tamin’ireo mpikambana ao amin’ny vaomieran’ny lalàna, vaomieran’ny fampihavanam-pirenena ary ny vaomieran’ny fametrahana ny repoblika fahefatra eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita ny Raiamandreny Mijoro omaly talata 08 febroary.
Hamaky ny tohiny
