- Talata 08 Febroary 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina “Ny Firenena Mikambana no tokony hiantoka ny fiverenan-dRavalomanana”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny faran’ny herinndro teo nandritra ny lanonana fifampiarahabana noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2011 teo amin’ny fianakaviany akaiky sy ny mpiara-mitolona ao amin’ny antoko MONIMA no niseho indray ary naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny praiministry ny FAT, teo aloha, Monja Roindefo.
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ny Malagasy mila ravinahitra any Eoropa, indrindra i La Frantsa, manohitra ny fitondrana teraka tao anaty fanonganam-panjakana, teo amin’ny Kianjan’ny la Bastille ao Parisy ny tolakandron’ny sabotsy 05 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyRoa taona katroka amin’ity anio ity, raha ny datin’andro, fa tamin’ny sabotsy lasa iny kosa raha ny tsingerin’andro nisian’ilay fifampitifirana nahafatesana ain’olona maro sy naharatrana Malagasy maro ihany koa.
Hamaky ny tohinyEfa hetahetan’ny mpizaika tamin’ireny Dinika Santatra, nasaina notanterahin’ny Raiamandreny Mijoro, ny faramparan’ny volana jolay 2010 ireny ny hanolorana lalàmpanorenana roa hisafidianana amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka dia ny lalàmpanorenana federaly, izay tolokevitra nironan’ny betsaka, indrindra ny tany amin’ny Faritra sy ny lalàmpanorenana fanjakana tokana.
Hamaky ny tohinyManao ranolava ny fanehoan-kevitra niposaka taorian’ny namoahan’ny Dr Simao sori-dalana heveriny hivoahana amin’ny krizy.
Hamaky ny tohiny