• Alatsinainy 28 Martsa 2011
Politique.Fananganana Governemanta Namita-tena ny FAT, nivaona tamin'ilay sori-dalana

Novonjivonjena ny fananganana governemanta sy ny fanendrena izay ho mpikambana ao fa tsy nahandry ny alakamisy 31 martsa, handraisan’ny Troïka SADC fanapahan-kevitra na hankato ilay sori-dalana vita rangopohy na tsia, i Andry Rajoelina sy Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2011
Politique.Rasamizafy Cyril “Diovy ny CT, esory izy 13 !”

Samy mbola miandry ny fivoahan’ny governemanta vaovao avokoa na ireo antoko sy fikambanana politika nanolotra anarana sy nanao rangopohy ilay sori-dalan’ny Dr Simao na ny olon-tsotra liam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2011
Politique.Governemanta Sahirana ny Troïka gasy

Ambatobevohoka ny fahaterahan’ny governemanta Vital. I Andry Rajoelina moa niteny fa tsy hirotorotoana ny fananganana azy io, satria io no farany hikarakara ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2011
Politique.Fananganana governemanta Tsy mbola any ny resaka ho an’ny Ankolafy Ratsiraka Toliara

Manao ranolava ny fanambarana sy fanehoan-kevitra amin’izao ankatoky ny fananganana governemanta izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2011
Politique.Elatra Yves Aimé Mandalo krizy sahady koa

Nanao be fiavy ny elatra Yves Aimé Rakotoarison, nisintaka tamin’ny ankolafy Ravalomanana tao anatin’ny herinandro nanaovana rangopohy ilay sori-dalana naroson’ny Dr Leonardo Simao ka hatramin’ny fanolorana anarana ho praiministry ny marimaritra iraisana.

Hamaky ny tohiny
FTT