• Alatsinainy 28 Martsa 2011
Politique.29 martsa Hijoro ny Tia Tanindrazana

Tsy hitan’ny vazanain’ny kianjan’ny Magro Behoririka izany hoe elatra namadika palitao niaraka amin’ny FAT izany fa vahoaka vonon-kanohy ny tolona hatramin’ny farany mandra-piverin’ny ara-dalàna sy mandra-piverin’ny Filoha Marc Ravalomanana sy Didier Ratsiraka an-tanindrazana no hita mavitrika sy nameno kianja tao ny sabotsy 26 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Martsa 2011
Politique.Fankatoavana iraisam-pirenena Aza manantena !

Ny nanambarana ny fijoroan’ny governemanta sy nampahafantarana ireo mpikambana ao anatiny no ela dia nanao ranolava ny fanehoan-kevitra izay miendrika valin-kafatra avy amin’ireo antoko sy ankolafy politika misy eto nanomboka ny sabotsy 26 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Martsa 2011
Politique.Governemanta Maro ny ministra manana…dosie

Misy ny efa notsaraina teo anivon’ny heloka bevava ary mbola tokony hosamborina aza dia haiditra am-ponja.

Hamaky ny tohiny
FTT