• Alarobia 30 Martsa 2011
Politique.Amiraly Didier Ratsiraka “Mitsangana ry tanora !”, hoy izy tao amin’ny Magro

Efa ho herintaona mahery no niarahan’ny ankolafy 3 teny an-kianja, hatreny Ankorondrano ka hatreny Behoririka fa sambany niditra nivantana an-telefaonina tao amin’ny Kianjan’i Behoririka ny Amiraly Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Politique.Tsiaro ny tolom-panafahana 1947 Nanao rodobe ny Tia Tanindrazana

Nalalaka ny lalan’ny Tia Tanindrazana, nifangaroan’ny Ankolafy 3 sy Monima, izay nanao rodobe tamin’ny fametrahana ny fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangambaton’ny maherifo Ambohijatovo omaly, ho fahatsiarovana ny tolom-panafahana 1947.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Politique.Ministeran’ny raharaham-bahiny Ifandovan’ny fianakaviana SYLLA

Voatendry ho ministry ny raharaham-bahiny ao anatin’ny governemanta Vital ny 26 martsa Rtoa Yvette Sylla.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2011
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Mampiahiahy …

Iray amin’ireo mpanao politika efa nanambara ampahibemaso fa hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena i Pierrot Rajaonarivelo, Sekretera nasionalin’ny Arema ary ankehitriny filohan’ny vovonana Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara na MDM.

Hamaky ny tohiny
FTT