- Zoma 01 Aprily 2011
Politique.Andriankinana Tsialofana F3M Alentika amin’ny fomba rehetra
Atao avokoa izay fomba rehetra hanimbana sy hanapotehana ny tolon’ny mpiasam-panjakana. Anisan’ny paikady ampiasain’ny FAT ny fikendrena ireo mpitari-tolona. Namoahana naoty mandefa azy hiasa maika any amin’ny hopitaliben’Antsiranana i Andriankinana Tsialofana izay mpitari-tolona ao amin’ny F3M.
Hamaky ny tohiny
