- Alarobia 06 Aprily 2011
Politique.Fivorian’ny SADC Nihemotra herinandro
Raha voatondro hatao amin’ny 08 aprily izao ny fivoriana tsy ara-potoanan’ireo filoham-pirenena eo anivon’ny Vondrona SADC tokony hanapa-kevitra (farany) momba ny raharaha Madagasikara araka ny fiantsoana fivoriana nataon’ny Troïka izay nivory tao Livingstone Zambia ny 31 martsa teo, dia fantatra tamin’ny ora farany fa dia mihemotra herinandro eo indray izany.
Hamaky ny tohiny
