• Zoma 08 Aprily 2011
Politique.Antoko politika KMD Hamory olona eny Ambohijatovo

Hitaona olona etsy Ambohijatovo hanazava ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny ny antoko KMD (Kiady Malagasin’ny Demokrasia) araka ny nambaran’ny filohany ny Pr Razafinimanana tetsy Andrefan’Ambohijanahary omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2011
Politique.Fankatoavana Nanitsy an-dRtoa ministra ny ambasadaoro tiorka

Noraisin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy, Yvette Sylla teny amin’ny toeram-piasany teny Anosy, omaly, ny ambasadaoro Tiorka miasa eto amintsika, Atoa Eicümend Ahmet.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2011
Politique.Fandaminana ny krizy Hiala nenina amin-dRajoelina ireo Olobe

Rehefa tsy nahomby ny fanelanelanan’ny Raiamandreny mijoro, miditra indray ny Taranak’andriana, Ampanjaka, Sojabe, Hazomanga, Tangalamena ary Loholona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2011
Politique.Pr Ange Andrianarisoa «Ireo tsy mitovy hevitra no mifampiraharaha»

Mbola ankamantatra aloha hatreto ny hisian’ny fivoriana tsy ara-potoana ataon’ireo filoham-panjakana 14 eo anivon’ny SADC mba handinihana ny raharaha Madagasikara araka ny toromarika avy amin’ny Troika.

Hamaky ny tohiny
FTT