• Alakamisy 14 Aprily 2011
Politique.Pr Rafanomezantsoa Roger Marie “Ny fifandeferana no vahaolana ho antsika”

Minisitry ny varotra tamin’ny Repoblika faha-3 no nahafantarana an’ny Pr Roger Marie Rafanomezantsoa, tompon’andraikitra voalohan’ny CNRIT ankehitriny, mpanao politika tsy dia henoheno firy loatra. Inona no antony ? Ao foana aho, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2011
Politique.Senatera Jean Louis Rakotoamboa ”Aoka ho mailo fa mandady ny trambo !”

“Efa fantatra mialoha ny tetiky ny Frantsay miaraka amin-dRajoelina”, hoy ny Senatera Jean Louis Rakotoamboa, tetsy amin’ny Kianjan’ny Finoana Behoririka omaly, dia ny handroso ny fifidianana amin’ny anaran’ny taratasin’i Simao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2011
Politique.Lalam-pirenena faha-44 Mbola baraingo ny hahavitany

Miankina betsaka amin’ny fanohanana avy amin’ny fitondram-panjakana ny ho fahavitan’ny lalam-pirenena faha-44 mihazo an’Ambatondrazaka, hoy ny minisitra vaovaon’ny asa vaventy, Razafimbelo Alain raha nijery ifotony ny fandehan’ny asa izy ny sabotsy 9 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2011
Politique.Resaka fifidianana «Aza maimaika !», hoy i Manandafy

Niangavy mafy ny mba hihaona amin’ny ankolafy telo, ny delegasion’ny OIF tarihin’i Hugo Sada rehefa avy nitety ireo lehiben’ny andrimpanjakana najoron’ny FAT, nanomboka tamin’i Andry Rajoelina, nanamafy ny fanohanany izao tetezamita izao, sy ny fankasitrahany ny sori-dalana ka hirosoana amin’ny fikarakarana fifidianana amin’izay hamaranana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2011
Politique.“Message radio” tafika “Tetika hikapana anay io”, hoy i Gabriel Rabearimanana

Nahiahian’ny tafika ho mikotrika fanonganam-panjakana i Monja Roindefo Zafitsimivalo. Fanendrikendrehana avokoa izany, hoy i Monja Roindefo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2011
Politique.Fifidianana filoham-pirenena Miantso an-dRajoelina hirotsaka i Voninahitsy

Mpanohana mahafatrapo ny filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita i Voninahitsy Jean Eugène sy ny vondrona “Les AS” tarihiny.

Hamaky ny tohiny
FTT