- Alatsinainy 18 Aprily 2011
Politique.«Gros bras» Tsy manaiky hatao fitaovana intsony
Mahatsiaro tena hataon’ireo mpanao politika fitadiavan-tseza fotsiny ireo tanora fantatra amin’ny hoe “Gros bras”.
Hamaky ny tohinyMahatsiaro tena hataon’ireo mpanao politika fitadiavan-tseza fotsiny ireo tanora fantatra amin’ny hoe “Gros bras”.
Hamaky ny tohinyNihazo an’i Namibia i Andry Rajoelina. Nivoitra io nandritra ny fandaharana adihevitra manokana naharitra ora roa teo, niarahan’ity farany tamin’ny mpanao gazety isany, Johary Ravoajanahary, tale jeneralin’ny ORTM sy Onitiana Realy avy ao amin’ny TV Plus, nalefa tamin’ny haino amanjerim-panjakana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nifamotoana teny amin’ny «Villa Elisabeth» Ivandry, ny sabotsy 16 aprily teo, ireo fikambanana sy antoko politika resy lahatra ka momba an’ilay fanambarana nataon’ny ankolafy telo.
Hamaky ny tohinyAny Tolagnaro hatry ny omaly, mitarika ny iraky ny governemanta manao fitetezam-paritra hampahafantatra sy hanazava ilay tondrozotra vita rangopohy teny Ivato, hitantanana ny tetezamita ny Minisi-panjakana misahana ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana, Rakotoarison Yves Aimé na i Mémé araka ny ahafantaran’ny maro azy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny