Politique

“Message radio” tafika “Tetika hikapana anay io”, hoy i Gabriel Rabearimanana


  • Talata 12 Aprily 2011

Nahiahian’ny tafika ho mikotrika fanonganam-panjakana i Monja Roindefo Zafitsimivalo. Fanendrikendrehana avokoa izany, hoy i Monja Roindefo.

Notondroin’ity farany ho mampisaratsaraka ny tafika aza ny minisitry ny foloalindahy, nampandefa “message radio” milaza io resaka io. Ho an’i Gabriel Rabearimanana Sekretera Jeneralin’ny antoko Monima dia tetika “hikapana” mialoha an’i Monja Roindefo io, rehefa nilaza ity farany fa ho kandida filoham-pirenena “ary ho lany”.

Mikasika ilay sori-dalana malaza dia nilaza i Gabriel Rabearimanana fa «nisy ny tatitra 20 pejy natolotry ny Dr Simao ny Troïka izay tsy nanao afa tsy nisolovava an-dRajoelina ranofotsiny ny ao anatiny ary fanoherana bontolo ny ankolafy telo sy i Monja Roindefo. Hamaly an’io ny filoha nasionalin’ny Monima Ka Miviombio ary hiarahany manao sonia amin’ny Pr Zafy Albert izany rehefa voadinik’ity farany avy eo dia halefa any amin’ireo filoham-pirenena ao amin’ny SADC.

 
Manohy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT