- Zoma 15 Aprily 2011
Politique.Zafilahy Stanilas Mahalala ny zava-marina ny Amerikanina
Namaly bontana ny fanakianana ny Amerikanina nataon’ny filohan’ny FAT tamin’ny haino aman-jery ny Depiote Zafilahy Stanislas omaly ka nanamarika fa mahalasa saina raha ny Amerikanina fatra-panaja ny demokrasia ary manana ny masoivoho tsara indrindra eran’i Afrika no lazaina fa tsy mahalala ny zavatra marina eto amintsika.
Hamaky ny tohiny
