- Alarobia 20 Aprily 2011
Politique.Pasitera Edouard Tsarahame Ny fialan-dRajoelina no mahamaika indrindra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mifanenjika an-toerana ireo mpanao politika fanta-daza ao anatin’izao fitondrana FAT izao.
Hamaky ny tohinyHo an’i Benja Urbain Randriantsizehena, filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita dia midika ho fizorana tsimoramora mankany amin’ny fankatoavan’ny sehatra iraisam-pirenena ny fitondrana tetezamita ny fiantsoana ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina hihaona amin’ny filoha mpitarika ny SADC tany Windhoek–Namibia farany teo.
Hamaky ny tohinyHo an’i Clément Ravalison mpitarika ny Antoko Miombon’Ezaka na AME dia tsy tokony ho niadian-kevitra intsony ireo tetiandrom-pifidianana navoakan’ny CENI vantany vao vita ny fifanarahana politika sy ny fanaovana rangopohy ilay sori-dalan’ny Dr Simao teny Ivato. Ny nahagaga anefa, dia mbola nisy indray ny fifampidinihana teo amin’ny FAT sy ny CENI ny amin’ny hanatanterana ny fifidianana, ary toa mbola nisy resaka daty indray aza.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny ady mangatsiaka eo anivon’ny minisitry ny Foloalindahy sy ny Cemgam. Samy mikasa ny hifanala amin’ny toerany ny roa tonta.
Hamaky ny tohinyTamin’ny faran’ny herinandro iny dia nitafa mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tamin’ny vahoakan’Ambatomanga sy Antsahadinta ny filoha Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny