Politique

Pasitera Edouard Tsarahame Ny fialan-dRajoelina no mahamaika indrindra


  • Alarobia 20 Aprily 2011


Ny fialan-dRajoelina no mahamaika indrindra, hoy ny Pasitera Edouard tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, avy eo ny fiverenan-dRavalomanana sy Didier Ratsiraka sy ny fananganana ny tetezamita tena izy. Tsy hain’i Andry Rajoelina intsony na tetezamita no misy na repoblika faha IV, hoy indray i Camille Mektoub nanamafy izany, ary ny lalàmpanorenany raha akanjo dia mipetraka tsara aminy, ary tsy mila praiministra fa izy daholo no mandidy ny rehetra.

Tsy mila NOTAM isika hisakana an-dry Andry, hoy izy, fa miandry azy ireo ny «vérité - réconciliation» satria eto izy ireo no hotsaraina. Tsy maintsy hanenjika ny mpanongam-panjakana ny SADC, hoy izy. “Voatery manaja ny demokrasia ireo”, hoy kosa i Olivier Rakotovazaha.
Manohy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT