• Alakamisy 21 Aprily 2011
Politique.Feon-gazety any Namibia Tsy ankatoavin’ny SADC ny governemanta Vital

“Pohamba said SADC, as well as the Namibian Government, have not recognised the government headed by Rajoelina”, araka ny tatitra nataon’ny gazety “The Namibian”. Izany hoe raha adika tsotsotra dia nanambara Atoa Pohamba, izay filoha namibianina sady mpitantana ny SADC ankehitriny fa tsy mankato ny governemanta tarihin’i Andry Rajoelina na ny SADC na ny governemanta namibianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2011
Politique.Rajoelina sy Raharinaivo Nitsoaka an-dRavalo, fa tsy handamina krizy

Nahazo ny hafatra havia havanana Raharinaivo Andrianatoandro nandritra ny diany niaraka tamin’i Andry Rajoelina tany Namibia sy tatsy Maputo Mozambika. Tany Windhoek aloha dia efa notsenain’ny filoha namibianina Hifikepunye Lucas Pohamba tamin’ny fantsy, fa tsy izy no nifanarahana ka nankatoavin’ny SADC ho filohan’ny Kongresy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2011
Politique.Fankatoavana iraisam-pirenena «Zéro !», hoy ny Printsy Elakovelo

Nahitsy tenin’ny Printsy Elakovelo omaly raha naneho ny heviny mikasika ny dian-dry Andry Rajoelina tany Namibia sy Mozambina farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2011
Politique.Naika Eliane “Tsy manana fototra ara-dalàna iorenana ny FAT”

Fitiavan-tena, jadona, raha tsy hiteny afa tsy ireo, no itondran’i Andry Rajoelina ny firenena ankehitriny, hoy i Naika Eliane, iray tamin’ireo senatera 11 notendren’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny taom-piasana farany, tao anatina taratasy misokatra nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2011
Politique.Namibia Tany koa ny Ankolafy telo

Raha ny marainan’ny alatsinainy teo no nandraisan’ny filoha namibianina sady filoha mpitarika ny Sadc ankehitriny, Hifikepunye Pohamba, an’i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT dia ny tolakandro kosa no niarahany nidinika tamin’ireo solontenan’ny ankolafy telo nahitana an’i Henri Roger Ranaivoson, Olivier Andrianarisoa, Brian Currin sy Guy Rivo Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2011
Politique.Maputo (Mozambika) Nitsoaka matanjaka ny FAT

Nanao izay fomba rehetra tsy hifanatrehan-tava tamin’ny filoha Marc Ravalomanana i Andry Rajoelina, filohan’ny fahefana avon’ny tetezamita, nandritra ny fandalovany tatsy Maputo omaly talata 19 aprily.

Hamaky ny tohiny
FTT