- Zoma 22 Aprily 2011
Politique.Tabera Christian Ny feon-drainy ihany no feon-janany
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Efa ho telo taona izao no niainan’i Madagasikara tao anaty krizy politika novolena ary dia tsy mbola nahitam-bahaolana hatramin’izao. Fatiantoka tsy hita noanoa no naterak’izany ary tsy mitsaha-mitombo ny fahantran’ny vahoaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyNoho ny antony tsy mazava dia nahemotra amin’ny daty tsy mbola fantatra indray aloha ny hahatongavan’ny Dr leonardo Simao eto.
Hamaky ny tohinyMbola misokatra ho an’ny hery politika rehetra ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) araka ny nambaran’ny filohany ny jeneraly Rasolosoa Dolin.
Hamaky ny tohinyNiavaka ny hetsika tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly noho ny fidirana nivantana an-telefaonina nataon’ny Filoha Marc Ravalomanana avy any Afrika Atsimo nanazava ny zava-nisy tamin’ny fandalovan’ny filohan’ny FAT tany Namibia sy tao Mozambika ny alatsinainy sy talata teo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny