- Talata 26 Aprily 2011
Politique.Tiko Sambaina Nanaovana latsak’alina koa
Nisy andian’olona niditra an-keriny tao amin’ny Tiko Sambaina ny alin’ny sabotsy 23 aprily teo. Tsy niditra tamin’ny vavahady ara-dalàna izy ireo fa nitsofoka avy any an-damosin’ny tanàna.
Hamaky ny tohiny
