Politique

Tabera Christian Ny feon-drainy ihany no feon-janany


  • Zoma 22 Aprily 2011


Ara-bakiteny ny hoe “tarana-boanjo foto-boanemba”, raha ny fahenoana an’i Tabera Chistian zanaka lahin’i Tabera Andriamanantsoa tao amin’ny Magro Behoririka omaly. “Zaza tsy manaja raiamandreny Rajoelina. Filoham-pirenena izao no te hihaona aminao dia lavinao. Sarotra ny hidinika amin’izany !”, hoy izy. “Aoka izay ny laingalainga”, hoy izy nanohy ny teniny. “Tsotra ny resaka tany Namibia na manaiky Maputo na miala Rajoelina ary tsy hisy fifidianana eto raha tsy mody ny filoha roalahy”. Hafatra ho an’ny foloalindahy no namaranan’i Tabera Chistian ny teniny ka nilazany fa : raiso amin’izay ny fahefana nomena anareo tafika dia avereno amin’i Dada fa izy dia hody ary hilatsaka hofidiana. Tsy vahaolana ny famoretana, ny fanagadrana na koa famonoana”.

Manohy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT