Politique

Manoela «Avoahay ny gadra politika hanao Paska !»


  • Alakamisy 21 Aprily 2011


Nahitsy ny tenin’i Manoela avy amin’ny tanora Tiako I Madagasikara tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly ary navantany tany amin-dRtoa minisitry ny fitsarana nanao hoe : Kristianina isika ka mba avoahay ireo gadra politika hanao Paska miaraka amin’ny fianakaviny. Tonga avy any Namibia ilay naka lesona, hoy ny fampitam-baovao nentin’ny Pasitera Edouard, ohatra ny tsy hita amin’ny tarehiny intsony ilay hoe «vitantsika io». Nambarany fa tsy hitsahatra na oviana na oviana ny ankolafy 3 mandrapahatonga ireo filoha roalahy.

Sady tsy nahazo sokolà no tsy nahazo fankahazoana Rajoelina tatsy Afrika, hoy ny Depiote Camille Mektoub. Notohizan’ny Senatera Jean Louis Rakotoambo avy hatrany izany tamin’ny hoe : very maina ilay nandeha amin’iny lalana iny. Notohizany tamin’ny fametrahana fanontaninana mivantana amin’ny FAT ny tenininy, ka nilazany fa ahoana no hanerenareo ny vahoaka hanao ny ara-dalàna nefa ianareo mpanongam-panjakana ?

Manohy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT