Politique

Virapin Ramamonjisoa Malahelo toerana


  • Talata 26 Aprily 2011


«Tsy mampaninona anay ny niala raha toa ka izay no hitondra vahaolana. Fantatray fa izahay tsy anaty fikambanana politika dia tsy maintsy mandefitra». Ny minisitry ny FAT teo aloha misahana ny fanatanjahantena no nilaza izany nanoloana ny mpanao gazety. Teny mifono karazana alahelo toerana ihany raha dinihina. Ankoatra izay dia mbola nampian’ity minisitra teo aloha ity fa dia «mila mihetsika io governemanta io», hoy izy.

«Tamin’ny andronay manko dia natory fotsiny fa tsy nomena andraikitra politika fa amin’izao dia governemanta politisianina», hoy ihany i Virapin Ramamonjisoa. Nanambara ny tenany fa dia hilalao politika amin’izay ny lehilahy manomboka eto. Noho izany dia milaza ny handray anjara amin’izay fifidianana rehetra hatao eto amintsika ny Virap’Un Group, ary mitetika toerana depiote 20 amin’ny fifidianana ho avy.
 

Nangonin’i Soa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT