• Alatsinainy 09 Mey 2011
Politique.Fandrodanana ny «jadona» Hitondra soa ho an’ny firenena marina ve ?

Sahirana ireo miaramila eo amin’ny fitondrana any Egipta satria tsy mbola milamina ny tany na dia efa nirodana aza ny fitondran’i Hosni Moubbarak nolazaina fa nanao didy jadona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2011
Politique.Otrikafo Tsy hamaha ny krizy ny lalan-kizoran’ny FAT

Diso lalana ny fitondrana tetezamita, araka ny fahitan’i Andrianjaka Rajaonah, filohan’ny antoko Otrikafo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2011
Politique.Lalàmpanorenana, Repoblika IV … “Zéro”, hoy ny Profesora Zafy

Basy atifi-kavana ny tenin’ny Profesora Zafy Albert tao amin’ny Motel Anosy ny sabotsy 07 mey teo, nilaza fa tsy manana fototra ijoroana ara-dalàna izao fitondrana tarihin’i Andry Rajoelina izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2011
Politique.Raharaha BANI Hamoronana dosie indray ny kly Charles ?

Mihazakazaka ny toe-draharaha taorian’ny dia mivoaka sy miditra nataon’ny filohan’ny FAT sy ny praiministra tany Afrika tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2011
Politique.Tantely Andrianarivo “Tsy laharam-pahamehana ny fifidianana”

Tsy nahazo alalana hitsidika ireo voafonja ao Arivonimamo ny praiministra teo aloha Tantely Andrianarivo raha nikasa hanatitra fanampiana sy hampahery azy ireo ny tenany.

Hamaky ny tohiny
FTT