Politique

Rajoelina sy Vital Samy mangataka fihaonana amin’i Jacob Zuma


  • Alakamisy 05 Mey 2011

Sambany izao no nisy namaky bantsilana ny asa ratsy vitany ireo mpangalatr’omby.

Tany Laondany, any amin’ny distrikan’i Betafo no nisehoan’izany tranga izany ny herinandro lasa teo. Efa natolotra sahady ny Fampanoavana moa ireto jiolahy ireto rehefa nampandrenesina ny mpitandro ny filaminana. Araka ny vaovao azo, teo am-pisotroana zava-mahamamo niaraka tamin’olona iray ny iray tamin’izy roalahy ireto no namboraka ny asa ratsy vitany rehefa dozidozy. Nilaza ary izy, fa izy mirahalahy no nangalatra ny omby miisa valo tao an-tanàna ny volana desambra 2010 lasa teo. Nisy nandre moa ny resaka nifanaovan’izy ireto, ka ireny no nampandre ny mpitandro ny filaminana, ka dia noraisim-potsiny ireto ranamana ireto.

Rabe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT