• Zoma 13 Mey 2011
Politique.Tsilavina Ralaindimby Mila miova ny mpanao politika …

Mbola tena be loatra ny fifankahalana sy ny finiavana hamaly faty eo amin’ny samy mpanao politika ka izay no mahasarotra ny famahana ny krizy, araka ny hevitr’i Tsilavina Ralaindimby mpanao gazety sady efa minisitry ny serasera teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Mey 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina Ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena

Raha araka ny fanehoan-keviny tamina onjam-peo tsy miankina iray teto an-drenivohitra omaly, dia nilaza i Fetison Rakoto Andrianirina avy ao amin’ny ankolafy Ravalomanana fa tokony hiandry izay hambaran’ny SADC amin’ny 20 mey aloha vao manatanteraka ny rodobe ireo izay mikarakara izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2011
Politique.Rodobe amin’izay !

Nambara teny amin’ny “Villa Elisabeth” Ivadry, ny alarobia 11 mey antoandro ary nohamafisin’ireo nifandimby nandaha-teny tao amin’ny Magro Behoririka ny tolakandro fa hanatanteraka voalohany ilay Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana, hotarihan’ny profesora Zafy Albert, ny ankolafy telo miaraka amin’ireo fikambanana nanoina ny antso nataony amin’ity alakamisy 12 mey 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT