Politique

Magro Behoririka Hanao rodobe indray rahampitso


  • Talata 17 Mey 2011


Miomana hanao hetsika lehibe ny ao amin’ny Magro Behoririka. Niverimberina tao omaly fa andro ho an’ny ny Faritra ity anio talata 17 mey ity, ka ho kabary farany koa mialoha io hetsika lehibe io. “Fanentanana sisa no hataontsika”, hoy i Camille Mektoub, fa “ampy izay roa taona mahery fitakiana izay ka hatao alarobia tsy miverina rahampitso 18 mey”.

“Tsy hilamina i Madagasikara raha fifidianana manilika ny samy Malagasy no hisisihana hatao”, hoy izy. Nanamafy ny nambarany Rakotondramanana Désiré, sekretera jeneralin’ny antoko FRDL ka niteny fa “ho avy izahay amin’ny 18 mey ary hanao rodobe ka ho hita eo”. Ireo solontenan’ny faritra nifandimby nandray fitenenana tao Behoririka omaly dia samy nilaza fa “fotoana lehibe io 18 mey io. Mila vahoaka maro manao rodobe”. Ho fantatra anio ny votoatin’io hetsika rahampitso io.

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Talata 05 Mey 2026

Hanomboka anio ny

  • PAN-Raharaha Naivo Raholdina
  • Talata 05 Mey 2026

«Mbola tsy azo esorina ny

Hijery ny tohiny
FTT