• Alarobia 25 Mey 2011
Politique.Tsy aritra Ny vy tsy mikitrana irery

Manomboka mikorapaka sy taitaitra indray ankehitriny ireo mpanara-dia ny FAT satria mahatsapa izy ireo fa toa mitady hivadika ny toe-draharaha ary tsy nahazo fankatoavana 100% tamin’ny Sadc avy hatrany ilay sori-dalana nivavahana efa ho telo volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2011
Politique.Paul Rabary «Tsy misy azo antenaina amin’ny SADC”

Ho an’i Paul Rabary, mpandinika ny fiarahamonina, dia tsy hisy vahaolana firy azo antenaina avy amin’ny fanelanelanan’ny Sadc satria toa mihodinkodina ihany araka ny fahitany azy ny fomba fiasan’ity vondrona ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2011
Politique.Fivoriana any Gaborone Hotanterahana ny 05 jona ho avy izao

Araka ny tsiliantsofina re dia ny alahady 5 jona ho avy izao no hotanterahana ao amin’ny foiben’ny SADC any Gaborone Botswana ilay fivoriana fiala-nenina farany eo amin’ny ankolafy politika rehetra ho fikaroham-bahaolana hamahana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2011
Politique.Fihaonamben’ny Firaisamonim-pirenena Mainty ny tabilaon’ny FAT

Henjana dia henjana ho an’ny mpitondra ankehitriny ny fehin-kevitra navoakan’ny fihaonamben’ny firaisamonim-pirenena an-jatony notontosaina teto Iarivo ny faran’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT