• Alakamisy 26 Mey 2011
Politique.Kongresy Tsimbazaza Nifanatri-tava nivantana Raharinaivo sy Yves Aimé

Nifanatri-tava nivantana tetsy amin’ny Lapan’ny Kongresy Tsimbazaza omaly ny mpirahalahy TIM nifampizara dian’ondry dia ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita, Raharinaivo Andrianatoandro sy ny minisi-panjakana misahana ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana, Rakotoarison Yves Aimé.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Mey 2011
Politique.Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana Hiverina eny Anosy anio

Hiverina eny Anosy ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2011
Politique.Adihevitra mikasika ny fifidianana Ny Kongresy aza tsy miraika !

Tsy feno ny seza tao amin’ny efitrano fivoriana teny Tsimbazaza omaly nandritra ny fihaonan’ny Kongresin’ny tetezamita tamin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2011
Politique.Amiraly Didier Ratsiraka Lany fetra ny NOTAM manakana azy hody

Tapitra tsy manankery manomboka anio 25 mey misasakalina ilay NOTAM (Note To Airmen) A0230/11 nivoaka ny zoma 25 febroary 2011 mandrara ny fiverenan’ny amiraly Didier Ratsiraka sy ny fianakaviany hody an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2011
Politique.Hitety ambasady ny Rodobe, hilaza fa Heloka bevava !

Niato kely ny fidinana teny Anosy nataon’ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana, tarihin’ny Profesora Zafy Albert, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity nahafahan’izy ireo nanao tombana sy nandrefy ny dingana vita taorian’ny efatra andro nisesy nivoahana ny Villa Elisabeth sy ny Magro Behoririka, nilazan’izy ireo ampahibemaso ho hita sy ren’izao tontolo izao fa mila faranana izao endri-pitondrana mampahory ny Malagasy sy manapotika ny firenena izao, hananganana ny tena tetezamita iarahana mitantana.

Hamaky ny tohiny
FTT