- Zoma 27 Mey 2011
Politique.Zakahely Boniface Ankiniko amin’Andriamanitra ny raharaham-pirenena !
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy tokony hifandroritana mihitsy ny fandikana ny fanambaran’ny Sadc raha ny filazan’ny Profesora Ange Andrianarisoa, mpitarika ny ankolafy Ratsiraka.
Hamaky ny tohinyManoloana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Sadc ny 20 mey teo, izay mihevitra ny hampihaona ireo mpifanandrina politika eto Madagasikara any Botswana dia nanambara ny Vondron’olon-tsotra any Ambatondrazaka fa ny tetezamita iaraha-mitantana sy tsy misy fanilikilihina ihany no vahaolana amin’izao krizy tsy mety mivaha eto Madagasikara izao.
Hamaky ny tohinyTsy nahenoam-peo mihitsy hatreto ny Amiraly Didier Ratsiraka momba ny fihaonana an-tampony izay hatao any Gaborone.
Hamaky ny tohinyTsy misy zavatra hafa tokony hatao ankoatra ny sonia any Gaborone Botswana, araka ny nambaran’i Emile Ratefinanahary na i Vazaha, Malagasy mila ravinahitra any Frantsa any ary TIM miara-dia amin-dRaharinaivo.
Hamaky ny tohinyRaha tsy misy ny fiovana dia handao an’i Madagasikara anio ka hiondrana atsy amin’ny Nosy Komoro ny filohan’ny FAT, Andry Nirina Rajoelina.
Hamaky ny tohiny