• Zoma 27 Mey 2011
Politique.Camille Vital “Tsy ilaina ny fampihavanam-pirenena !”

Niatrika ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita ny governemanta Vital omaly. Raha namaly ny fanontaniana napetra-dRanjivason Jean Théodore izay nangataka ny firosoana amin’ny fifidianana avy hatrany ny praiminisitra Camille Vital dia niaiky fa tsy maintsy manaraka ny fanapahan-kevitry ny Sadc ny FAT vao afaka manatanteraka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2011
Politique.Dingana vaovaon’ny Rodobe Hitety trano eny Ankadilalana

Hiroso amin’ny dingana vaovao ny hetsiky ny Rodoben’ny Malagasy ho an’ny tanindrazana manomboka anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2011
Politique.Filohan’ny Filankevitra monisipaly Fianarantsoa Nandresy mazava ny zanak’i Dada

Rarison Hilarion no filohan’ny Filankevitra monisipaly ao amin’ny Kaominina ambonivohitra Fianarantsoa mandritra ity taom-piasana 2011 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Mey 2011
Politique.Leader Fanilo Nifoha tamin’ny torimasony

Raha nangingina teo aloha teo ary tsy dia hita firy maneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny antoko Leader Fanilo dia nifoha tamin’ny torimasony ka hanomboka ny fihaonambem-paritra. Hisantarana izany amin’ity anio ity ny any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
FTT