Politique

Zakahely Boniface Ankiniko amin’Andriamanitra ny raharaham-pirenena !


  • Zoma 27 Mey 2011


 Niova fo tahaka an’i Saoly lasa Paoly ve ny lehilahy sa inona no nitranga ? Nilaza ny tsy hiteny amin’ny haino aman-jery radio sy televiziona ary gazety an-tsoratra intsony aloha ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Zakahely Boniface. “Ny CT Zakahely Boniface dia efa nanakim-po tanteraka amin’Andriamanitra mikasika ny raharaham-pirenena malagasy”, hoy ny nambarany fohy tamin’ny Tia Tanindrazana. “Tsy maintsy hiteny amin’ny olona manao ny tsy mety foana Andriamanitra rehefa ho tonga ny fotoana ary tsy ho ela io”, hoy izy. Dia nohateveniny tamin’ny teny fohy avy ao amin’ny Soratra Masina izay voalazany izay hoe : “Aoka ianareo no hietry fa Izaho Andriamanitra no hisandratra !”.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT