- Alakamisy 09 Jona 2011
Politique.Marc Ravalomanana : Tsy maintsy mody aho ary ho kandida
Niditra mivantana tao amin’ny foiben’ny ankolafy Ravalomanana sady toeram-pivorian’ny mpanohitra ny FAT omaly antoandro Atoa Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNiditra mivantana tao amin’ny foiben’ny ankolafy Ravalomanana sady toeram-pivorian’ny mpanohitra ny FAT omaly antoandro Atoa Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNigadona teny Ivato tamin’ny 5 ora tolakandro mahery kely ny fiaramanidina manokana nitondra ny filohan’ny FAT Andry Nirina Rajoelina, izay anisan’ireo filohan’ankolafy niatrika ny fivoriana nandritra ny 2 andro tany Gaborone-Botswana.
Hamaky ny tohinyRaha araka ny tsiliantsofina re avy any Gaborone dia nahazo ny hafatra avy amin’ny amiraly Didier Ratsiraka ireo mpikatroka Arema namadika palitao ka nisolantsolana nanatrika ity fivoriana ity tamin’ny anaran’ny antoko mena.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe omaly ny momba ny taratasy lasitra, teraka taorian’ny fivoriana tsy ara-potoana tany Windhoek Namibia ny 20 mey, ary naroson’ny SADC tamin’ireo vondrona politika tao Gaborone hamahana ny krizy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRaha ny fahitan’ny mpanara-baovao politika azy taorian’ny fifampidinihana tany Gaborone dia izay vao tena ho lasa ny jeneraly Camille Vital satria na hanaraka ny toromariky ny SADC na tsia i Andry Rajoelina dia tsy maintsy manolo praiminisitra.
Hamaky ny tohinyNy zavatra nambaran’ny Ankolafy 3 no mitombina kokoa raha ny fivoriana tany Gaborone no resahina satria tsy tonga dia sonia no natao tany fa fakan-kevitra mihitsy aloha ary niroso tamin’ny adihevitra avy eo. Tsy tokony hapetraka amin’ny hoe iza no resy sy maharesy amin’ity resaka ity fa ny fanantenana amin’ny ahitana ny marimaritra iraisana eo amin’ny mpanao politika mba hampilamina ny firenena ary hampivaha ny krizy no tena mahadodona ny olon-tsotra. Tahaka izao ny hevitry ny vitsivitsy sendra ny gazety Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohiny