• Talata 07 Jona 2011
Politique.Tsimbazaza Nifandramatra ny mpikamban’ny Kongresy roalahy

Nifandramatra tahaka ny zazakely ny mpikambana roalahy ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita omaly taorian’ny fivoriana nitambarambe omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2011
Politique.Magro Behoririka Be fanantenana ny Ankolafy Telo

Naharavo ny mpitolona tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly ny fidirana nivantana an-telefaonina nataon’i Manoela avy any Gaborone nampahafantatra fa «salama tsara ny filoha Marc Ravalomanana ary mila hamafisina ny vavaka».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2011
Politique.Me Rasamimaka Mahefalahy “Tsy manana zo hanao hadisoana ny SADC !”

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena mikasika ny fihaonana tanterahina any Gaborone, hamaranana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2011
Politique.Arivonimamo Raikitra ny adilahy politika

Nanao fihetsiketsehana ny mponin'Arivonimamo sasantsasany manoloana ny fitanana am-ponja ny Ben'ny tanànany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jona 2011
Politique.Dinika any Gaborone Nampitandrina an-dRajoelina ny filoha zambiana, Banda

Raha eto an-tanindrazana no manao vavabe amin’ny mpiray tanindrazana aminy, indrindra fa ireo mpifanandrina politika aminy ny filohan’ny FAT dia mety ho azo noleferina ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT