- Talata 14 Jona 2011
Politique.Kaleta “Mbola Senatera aho !”
Hamaky ny tohiny
Fanapahan-kevitra anisan’ny goavana noraisin’ireo filoham-pirenena sy mpitondra fanjakana eo anivon’ny SADC nivory tao Sandton Afrika Atsimo, ny 11 sy 12 jona teo, ny fahafahan’ireo sesitany politika rehetra any ivelany any hody an-tanindrazana tsy misy fepetra, ary dia notsindrian’izy manokana tamin’izany ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNifameno avokoa ary nifantoka tamin’ny toromarika nomen’ny SADC taorian’ny fivoriana nataon’izy ireo ny 11 sy 12 jona tany Sandton Afrika Atsimo ny kabary nifandimby tao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka omaly alatsinainy 13 jona.
Hamaky ny tohinyNitafa fohy tamin’ny mpanao gazety omaly i Avimana, filohan’ny vaomiera mpanara-maso ny fifidianana no sady tompon’andraikitra amin’ny fametrahana amin’ny toerany ny Repoblika faha-4 eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyFaly ny zanak’i Dada saingy mitsangam-bolo kosa ny FAT sy ireo mpiara-dia aminy eo anatrehan’ny fisesiky ny vaovao, fa tsy azo ihodivirana ny fiverenana an-tanindrazan’ireo filoha sesitany isany Didier Ratsiraka sy Marc Ravalomanana, handray anjara feno amin’ny raharaha politika eto an-toerana.
Hamaky ny tohinyNidina an-kianja, tetsy amin’ny Magro Behoririka, nanao tatitry ny dian’izy ireo tany Gaborone omaly ireo solontenan’ny Ankolafy telo notarihin’ny Pr Zafy Albert.
Hamaky ny tohiny