• Zoma 10 Jona 2011
Politique.Andry Rajoelina sy ny FAT Nofaizin’ny Parlemanta Eoropeanina

Raha mbola mieritreritra izay ho fanapahan-keviny momba an’i Madagasikara ny SADC, izay hivory atsy Sandton Afrika Atsimo rahampitso sabotsy 11 jona, dia ny an’ny Parlemanta Eoropeanina no tonga aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2011
Politique.Famahana ny krizy Iza ary no hisolo ny SADC raha sanatria ka … ?

Miha maro indray ankehitriny ireo mpanao politika, mpandinika ary olon-tsotra mahita fa tsy hamaha ny krizy velively ny fanapahan-kevitra na toromarika sy sori-dalana havoaky ny SADC amin’ny fomba ofisialy any Sandton Afrika Atsimo rahampitso sabotsy, satria tsy tena mifanaraka marina amin’ny filan’ny Malagasy sy i Madagasikara izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2011
Politique.Ankolafy 3 Hanao fanambarana goavana eny amin’ny Magro anio

Omaly tolakandro no tafaverina an-tanindrazana ary notsenain’ireo mpomba azy teny Ivato ny ampahany voalohany amin’ny delegasionin’ny ankolafy 3 nanatrika ny fivoriana tany Gaborone.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2011
Politique.FRDL Mbola “Sans qualité” ihany i Andry Rajoelina …

Tokony hanamafy ny maha tsy mitanila, ny fanajana ary ny ara-dalàna ny fianakaviambe iraisam-pirenena azy ny Vondrona Eoropeanina sy afrikanina ary ireo rafitra isam-paritra toy ny Sadc ary dia nijanona ho “sans qualité” i Andry Rajoelina nanoloana ny vondrona afrikanina tany Gaborone.

Hamaky ny tohiny
FTT