- Alarobia 15 Jona 2011
Politique.Rajaonah Andrianjaka «Avelao hiditra an-kalalahana eto izy ireo …”
Taorian’ny fivoriana tany Gaborone sy ny fehin-kevitra navoaky ny Sadc tany Sandton farany teo dia mametra-panontaniana ny Otrikafo manao hoe : moa va manana hasina ihany ny fahefan’Atoa Andry Rajoelina, fa toa miandry lava ny fanapahan-kevitry ny avy any ivelany foana vao manao zavatra sy sahy manapa-kevitra ?
Hamaky ny tohiny
