- Alatsinainy 27 Jona 2011
Politique.PSRI Tsy maintsy soloina ny praiminisitra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanome famelan-tsazy 15 andro ho an’ireo miaramila, zandary ary polisy voasazy ara-miaramila ny filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita nandritra ny 26 jona, nankalazana ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohinyMisoko mangina ny fanesorana tomponandraiki-panjakana ambony eny anivon’ny ministera eny.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny fankalazana nasionalin’ny tsingerin-taona faha-51-n’ny fahaleovantena ny tsy nahitana ny FFKM Foibe teny Mahamasina ny andron’ny 26 jona, izay sady fetim-pirenena no fetin’ny foloalindahy ihany koa.
Hamaky ny tohinyVonona hiady hevitra momba ny raharaham-pirenena amin’ny filohan’ny Antoko AVI, Norbert Ratsirahonana ny Sekretera jeneralin’ny antoko Avotra ho an’ny Firenena, Razafiarison Laza.
Hamaky ny tohiny«Izao trangan-javatra misy eto amin’ny firenena izao dia disadisa efa niotrika efa ela, mety efa hatramin’ny fanjanahantany mihitsy aza», hoy i Johary Rakotonirina, mpanoratra.
Hamaky ny tohiny