Politique

Mahazoarivo Nihaona naharitra i Vital sy Simao


  • Talata 28 Jona 2011


 Teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, nihaona naharitra tamin’ny jeneraly Camille Vital omaly tolakandro ny Dr Leonardo Simao, mpitondra tenin’ny Sekretera mpanatanteraky ny SADC. Nitohy tamin’ireo tompon’andraikitra ambony misahana ny filaminana ny fihaonana taorian’izay. Araka ny filazan’ny jeneraly Camille Vital dia nampisahotaka ny teo anivon’ny fitondrana FAT ny fanapahan-kevitr’ireo filoham-pirenena tao Sandton nilaza fa noho ny antony politika dia miverina an-tanindrazana tsy misy fepetra ny filoha Marc Ravalomanana. Ny hahazoana fanampim-panazavana mikasika ny tondrozotra nasiam-panitsiana rahateo no anton’ny fihaonana omaly io. Naharitra ny tolakandro manontolo ny fihaonana.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT