Politique

Boeny Samy mpitondra nefa tsy mifankahazo


  • Zoma 01 Jolay 2011


 Tsy milamina ny fifandraisana amin’ny samy mpitantana ao amin’ny FAT raha ny zava-misy tarafina eo amin’ny Lehiben’ny Faritr’i Boeny ankehitriny sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta avy amin’iny Faritra iny ary koa ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita no asian-teny. Nambaran’ireto roa farany fa nahatsikaritra karazana fanamparam-pahefana izy ireo fa ninia tsy niteny hatramin’izay. Efa ho lava anefa ka nampiaka-peo ireo CT miisa 12 avy any amin’iny Faritra iny. Nambaran'izy ireo fa rehefa misy lanonam-panjakana atao any Boeny ka ny Faritra no mikarakara izany dia mahatsiaro ho voahilikilika ireo CT, matetika tsy mahazo anjara fitenenana. Nivandravandra izany nandritra ny fitsidiham-paritra nataon’ireo minisitra iraky ny governamanta tany Mahajanga farany teo, manampy trotraka rahateo ny tsy fifankahazoana efa hatry ny ela eo amin’ity lehiben’ny Faritr’i Boeny ity sy ny minisitry ny jono Bary Rafatrolaza.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT