- Talata 05 Jolay 2011
Politique.GTT International Miantso ny CPA handray andraikitra
Nandefa taratasy any amin’ny Filankevitra misahana ny filaminana sy ny fandriampahalemana (CPA) eo anivon’ny Vondrona Afrikanina ny GTT International, mialoha ny fivoriana hataony handinihana ny sori-dalana hamoahana an’i Madagasikara amin’ny krizy.
Hamaky ny tohiny