Politique

Hetsiky ny mpanohitra Hafana ao Antsirabe rahampitso


  • Zoma 01 Jolay 2011


 Hafana ny hetsiky ny mpomba ny ara-dalàna ao amin’ny kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe rahampitso sabotsy 02 jolay. Araka ny fantatra dia handray vahiny izy ireo amin’io fotoana io. Raha ny tafa natao tamin’i Dadamanana sy Rakotomiandrisoa Ernest, mpitarika ny legalista ao Antsirabe, ho avy any an-toerana ireo mpitarika Rodoben’ny Malagasy ho an’ny Tanindrazana manerana an’i Madagasikara. Hotarihin’i Guy Maxime Ralaiseheno, Ben’ny tanànan’Ankaraobato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano   izy ireo, hanazavana ny zava-misy marina mikasika ny toe-draharaham-pirenena sy ny famahana ny krizy, indrindra taorian’ny dian'ny Dr Leonardo Simao, izay nanao resaka nampisavorovoro ny Malagasy maro ihany, nandritra ny fotoana nijanonany teto.

 

Caïus R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT