- Alarobia 06 Jolay 2011
Politique.Magro Behoririka Mihorohoro ny ao an-dapa fa ho avy i Dada
“Tarana-dRadama II i Vakiniadina ary ao aminy ny fitiavana tanindrazana”, hoy Rakotondrazanany Gabriel tao amin’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohiny“Tarana-dRadama II i Vakiniadina ary ao aminy ny fitiavana tanindrazana”, hoy Rakotondrazanany Gabriel tao amin’ny Magro omaly.
Hamaky ny tohinyHodinihina ary handraisana fanapahan-kevitra mandritra ny fivorian’ny Filankevi-pilaminana sy fandriampahaleman’ny Vondrona Afrikanina atao any Addis Abeba anio ny sori-dalana nasiam-panitsiana handaminana ny krizy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny i Savaron Malala, ilay renim-pianakaviana efa fantatry ny maro tamin’ny asa fanaovan-gazety no sady efa in-droa nilatsaka ho Ben’ny tanànan’Antananarivo tamin’ny taona 2003 sy 2007.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy hirosoana ny fampihavanana mialoha ny hananganana Repoblika, hoy ny Cnosc ka ao anaty fahatoniana no tokony hanatontosana izany.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly tamin’ny 3 ora tolakandro ny fampitandremana 48 ora nomen’ny mpiasan’ny ladoany etsy Antanimena ny fanjakana hiverenany amin’ny fanapahan-keviny dia ny fanafoanana ilay didy manaisotra amin’ny toerany ny “Receveur de douane” Ralainony Cyriaque.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny