• Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Addis Abeba : Fivorian’ny CPS Tsy tafita ilay sori-dalana

Ny tantara dia mbola mitohy ! Nirava maina ny fivorian’ny Filankevi-pilaminana sy fandriampahalemana na CPS an'ny Vondrona Afrikanina, notarihin’ny filohany Ramtane Lamamra tao Addis Abeba omaly 6 jolay 2011, nandinika ny raharaha Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Fitsarana ny “Raharaha 7 febroary” “Aoka hiseho ny marina !”, hoy ny Ankolafy Telo

Hanaraka akaiky ny raharaham-pitsarana mikasika ny “7 febroary 2009” eny Anosy anio ny Ankolafy telo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Marc Ravalomanana “Mifamatotra amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara”, hoy ny TIM

Mitohy ny fanetsiketsehan’ny Birao foibe Tiako I Madagasikara ny mpikambany eny anivon’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Norvezy Nanakatona ny masoivohony

Nanomboka tamin’ny faran’ny volana jona lasa teo dia nikatona ny Ambassade Royale de Norvège teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Raveloson Constant «Miova ny tantara !»

Nidina an-kianja tao Behoririka omaly Raveloson Constant, mpanao politika mpikambana ao amin’ny antoko MFM sady mpitolona ao amin’ny ankolafy Ravalomanana, rehefa tapa-taona tsy nandia izany faritra izany noho ny hazalambo nataon’ny mpitondra ankehitriny azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2011
Politique.Emile Ratefinanahary Te hahazo seza mafy ?

Mitsipaka tanteraka ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana eto Madagasikara i Vazaha na Emile Ratefinanahary, anisan’ireo lohandohan’ny mpisorona tao amin’ny TIM Eoropa saingy efa nisafidy ny hiova lasy fa tsy hiara-mitolona intsony amin’ny zanak’i Dada.

Hamaky ny tohiny
FTT