• Talata 12 Jolay 2011
Politique.Antehiroka Voalohany amin’ny fanohanana ny Filoha Ravalomanana

Namory ny mpikambana fototra Tiako i Madagasikara tao amin’ny Kaominina Antehiroka, Distrikan’Ambohidratrimo, tao amin’ny Espace Safran, ny mpitarika eny an-toerana notronin’ny solontenan’ny Birao politikan’ity antoko naorin’Atoa Marc Ravalomanana ity ny sabotsy 09 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2011
Politique.Magro Behoririka Madio tanana ny Dadanay !

Niavaka tamin’ny fandraisam-pitenenana tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 9 jolay ny fiakarana an-tsehatry ny solontena maromaro avy any amin’ny Faritra toa an’i Toliara, ny avy any Faratsiho, ny avy any Antsirabe ary ny solontenan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2011
Politique.Deba sy Dada Ho avy amin’ity jolay ity ?

Nazava ny hafatra ho an’ny vahoaka tetsy amin’ny kianjan’ny Magro ho an’i Manoela fa avy tany Anjeva izy tamin’ny sabotsy 9 jolay no namonjy ity toerana mahazatra ny tolona ity ary niresaka nivantana an-telefaonina tamin’ny Filoha Marc Ravalomanana izy tany amin’io toerana niavian’ity farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2011
KMF.Cnoe Tsy mahaleotena intsony ny CENI

Ho an’ny KMF/Cnoe na ny Komitim-pirenena mpanara-maso ny fifidianana dia tsy mahaleotena araka ny anarany intsony ny CENI vantany vao nahena na nozaraina ny fahefany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2011
Politique.Lalatiana Ravololomanana Natao fitaovana ny fitsarana

Ho an-dRtoa Lalatiana Ravololomanana dia tokony hatao araka ny lalàna sy rariny ny fitsarana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha toa ka misy tokoa ny fanenjehana azy.

Hamaky ny tohiny
FTT