- Talata 12 Jolay 2011
Politique.Raharaha BANI Nolavina indray ny fangatahana LP
Tsy fantatra intsony amin’izao fotoana izao izay niafaran’ny antontan-taratasy mikasika ny raharaha BANI.
Hamaky ny tohinyTsy fantatra intsony amin’izao fotoana izao izay niafaran’ny antontan-taratasy mikasika ny raharaha BANI.
Hamaky ny tohinyTafaverina an-tanindrazana omaly rehefa avy nivahiny tany Frantsa nandritra ny herinandro teo ho eo ny PDS-n’Antananarivo Renivohitra Edgar Razafindravahy.
Hamaky ny tohinyNanao famelabelaran-kevitra tao amin’ny foiben-toeran’ny antoko Tiako I Madagasikara omaly antoandro ny Ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNampisahotaka ireo namany mbola tazana eny amin’ny Lapam-panjakana Tsimbazaza omaly alatsinainy ny resaka fampidirana am-ponja vonjimaika ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Razafindramaro Ezekiela noho ny fahatafidirany amin’ny resaka trafika “bois de rose”.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Voaporofo tamin’ny fanambaran’ny jeneraly Raoelina, nialoha sy nandritry ny fitsarana ny “raharaha 7 febroary” fa nisy teratany vahiny nanome tanana tamin’ny fanatanterahana iny “sabotsy mena” iny handotoana ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny