• Alarobia 13 Jolay 2011
Politique.Fanoherana ny politikan’ny Frantsay Hitondra sorabaventy ny Rodobe

Tsy ny Frantsay no olana fa ny politikany, hoy ny feo nanakoako tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly talata.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2011
Politique.Randriamahefa Henri Charles Tsara ny hisian’ny fifidianana amin’ity 2011 ity

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Randriamahefa Henri Charles, solombavambahoakan’i Moramanga teo aloha no sady filohan’ny fikambanana FIZAFA na ny Fikambanana miahy ny zanak’olombelona sy ny zava-boahary ho fampandrosoana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2011
Politique.Famitana ny lisi-pifidianana ara-potoana Miankina amin’ny fahazoana ny fitaovana nampanantenaina

Miditra an-tsehatra amin’ny fanomezan-tanana ny CENI ny fitondrana amin’ny fanomanana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2011
Politique.Hetsiky ny Vondron'olontsotra Nipoaka ny sarom-bilany !

Nanao hetsika fanairana ny fiaraha-mientan’ny Vondron'olontsotra manohana an'Atoa Filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalàna tamin’ny sabotsy 09 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
FTT