- Alakamisy 14 Jolay 2011
Politique.Raharaha Ezekiela Hanamaloka ny fifandraisan’ny andrim-panjakana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Noho ny antony samihafa dia tsy anisan’ireo filohana antoko politika voatendry ho mpikambana ao amin’ny parlemantera misy ankehitriny (CST sy CT) ny filohan’ny antoko politika A.FA.BE (Asa FAnabezazana ho an’ny BEsinimaro) Atoa Andriamparany Doudou Michel.
Hamaky ny tohinySomary misahotaka tato ho ato ny ao amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny ao. Mba hahafantarana ny tena zava-misy marina no nanatonan’ny gazety Tia Tanindrazana ny Filohan’ny Sendikan’ireo antoko-draharaha manokana ho an’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny (SYNCORMAE), Randrianantoandro Eric sy nanaovana ity dinika manaraka ity.
Hamaky ny tohinyMivalona hatreo ny fitokonan’ny mpiasan’ny fadintseranana eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany i Edgard Razafindravahy ary nanao valin-kafatra manoloana ireo resabe niely an-gazety sy tamin’ny haino aman-jery, nandritra ny fotoana tsy nahateto an-toerana azy, fa tsy voaloany ny vola nividianany ny orinasa SITRAM sy ECOPRIM, ka nitondran’ny ambara fa mpitantana vaovao, nanankinan’ny mpandova an’i Herizo Razafimahaleo ireo orinasa ireo, ny raharaha eny amin’ny Fitsarana amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyMiray hina ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita manoloana ny fisamborana sy fitanana am-ponja ny namany, Ezechiel, izay voarohirohy tamin’ilay «bois de rose» enina kaontenera sarona tany Maorisy farany teo.
Hamaky ny tohiny