Politique

Tabera Randriamanantsoa “Tokony hifamela isika mianakavy”


  • Talata 12 Jolay 2011


 Efa mazava ny andraikitr’izany tetezamita izany dia ny fanomanana ny fifidianana handehanana any amin’ny Repoblika faha-4», hoy i Tabera Randriamanantsoa filoha nasionalin’ny CNEF (Conférence Nationale des Entités Fédéralistes). Nametraka ny ahiahiny anefa izy hoe : «Fa fifidianana inona ?». «Matoa nisy korontana teto amintsika dia noho ny fiovana ilaina eto. Nisy tsy nety teo amin’ny fanatanterahana fifidianana teto amintsika ka korontan-dava no niseho taorian’izy ireny. Mila ahitsy tanteraka izany. Ankehitriny anefa ny nataon’ny teo aloha ihany no averin’ny fitondrana FAT. Aoka hazava fa tsy Ravalomanana mihitsy no notoherinay fa ilay tsy fanaovany fampihavanam-pirenena miainga amin’ny «grand pardon».  Ao anatin’ny tetezamita tena izy dia tsy maintsy atao io satria olombelona nanana ny fahadisoany avokoa ny mpanao politika rehetra ka tokony hifamela isika mianakavy”.

 

Manohy

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT