- Alatsinainy 01 Aogositra 2011
Politique.Manandafy Rakotonirina “Tetezamita aloha vao Repoblika !”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Rehefa tsy naharenesam-peo am-bolana dia naneho hevitra momba ny fahitany ny raharaham-pirenena ny fikambanana Manda ho an’ny Firaisampirenena.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
“Tandremo ny misaratsaraka, hamafiso ny fiarahana sy ny fihavanana, satria tombontsoam-pirenena izao ataontsika izao. Tandremo ny fitiavan-tena ka mamitaka ny vahoaka, zanak´Andriamanitra izy ireo, ka heloka bevava ny mamitaka azy. Ho avy ny fanalana ny Malagasy rehetra ao anatin´ny fahantrana mianjady aminy vokatry ny krizy izao, ary nahatapaka ny famatsiam-bola avy any ivelany”.
Hamaky ny tohinyMaika ny famahana ny krizy fa efa miantraika amin’ny vahoaka izany
Hamaky ny tohiny“Tokony hofoanana ny CST sy CT ary homena ny Fokontany sy ny mpiadidy fifidianana tokony homena azy ireo”, hoy ny firohotana na “Plateforme” HAFARI izay ivondronan’ny fikambanana miisa 24 avy eto Antananarivo Renivohitra sy Avaradrano ary Atsimondrano ary vao nanavao ny fomba fitantanana ao aminy.
Hamaky ny tohiny